Sakafo Box Tana

Sakafo Box Tana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Sakafo Box Tana, Contractor, Analamahintsy, Antananarivo.

27/05/2026

Nareo koa ve efa nanadrana m**o dipaina asina menaka?😆
Matsiarotsiaro za zany 😋

Misy hiteny indray zao nareo oe Maha be 💩Fa ho haniko foana 😅Tsy ampidirinay anaty menu fa aza matahotra 🤗🤣
09/05/2026

Misy hiteny indray zao nareo oe

Maha be 💩

Fa ho haniko foana 😅

Tsy ampidirinay anaty menu fa aza matahotra 🤗🤣

Menu de la semaine ho an’ireo efa zatra anay sy ireo bao mikasa hanandrana 😉Andramo aloha de teneno anay ny tsirony 🥰😘Co...
09/05/2026

Menu de la semaine ho an’ireo efa zatra anay sy ireo bao mikasa hanandrana 😉

Andramo aloha de teneno anay ny tsirony 🥰😘

Contact tsy miova
0387240612

Indray mande ao anatin’ny erinandro isika no mihinana ity raha misafidy ilay Box 45 000 ar✅Mora anie ry zareo e😉45 000 a...
09/05/2026

Indray mande ao anatin’ny erinandro isika no mihinana ity raha misafidy ilay

Box 45 000 ar✅

Mora anie ry zareo e😉

45 000 ar fotsiny isakerinandro de tsy asa miasa loha ny sakafo ho hoaninao ianao😘🥰

Iza no efa nanafrana an’ito 😜🥰
06/05/2026

Iza no efa nanafrana an’ito 😜🥰

Ireto aloha ny commande nareo androany Rakizy an 🥰Misaotra nahatoky foana 😘Miaingana ny livreur izao de any mihaona o🥰
06/05/2026

Ireto aloha ny commande nareo androany Rakizy an 🥰

Misaotra nahatoky foana 😘

Miaingana ny livreur izao de any mihaona o🥰

Commande à livré androany izy ity Ho an’olona manao régime alimentaire 🤗Tsy lafo be io fa kosa abonnement irery iany 🥰60...
06/05/2026

Commande à livré androany izy ity

Ho an’olona manao régime alimentaire 🤗

Tsy lafo be io fa kosa abonnement irery iany 🥰

60 000 ar par semaine de ho salama tsara ianao 😉❤️

038 72 406 12

Iza avy isika manfakia Cote ato😋Laoka matsiro be🥰Anisany laoka ao anaty Menu antsika izy ity🤗
05/05/2026

Iza avy isika manfakia Cote ato😋

Laoka matsiro be🥰

Anisany laoka ao anaty Menu antsika izy ity🤗

Averina kely aloha ity tolotra ato aminay ity hanampiana ireo mpiasa na mpianatra mila sakafo mafana isan’andro 🥰Aza adi...
05/05/2026

Averina kely aloha ity tolotra ato aminay ity hanampiana ireo mpiasa na mpianatra mila sakafo mafana isan’andro 🥰

Aza adino miditra ao amin’ny hafatra mifina rakozy’o🥰

0387240612 io ilay lahatra tokana

Mila sakafo mafana sy azo antoka ve ianao nefa tsy misy fotoana hikarakarana ?

Ato aminay ny vahaolana ho anao😉

Sakafo mandritra ny erinadro no hatolotray hanao
Aterinay maimaipoana ny sakafonao amin’ny lera sy fotona mety aminao🥰

038 72 406 12

Address

Analamahintsy
Antananarivo
103

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sakafo Box Tana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category