GSoft Mada

GSoft Mada 🚀 Conception de logiciels de gestion. Gestion simplifiée, entreprise optimisée !

Nous créons des logiciels adaptés à vos besoins pour vous faire gagner en efficacité.

25/02/2026

🚀 Transformez vos documents en quelques clics !

Facture Proforma ➜ Bon de Commande ➜ Bon de Livraison ➜ Facture

✅ Sans ressaisie
✅ Sans erreur
✅ 100% automatique
✅ Gain de temps énorme

Optimisez votre gestion de stock et vos ventes avec un logiciel simple, rapide et professionnel 📊

🎥 Regardez la vidéo pour voir comment ça fonctionne !

📩 Écrivez-nous en message privé pour une démo gratuite.
Appel ou whatsApp: 034 77 297 27

🏪 Manana magasin ve ianao ?❌ Very fotoana amin’ny stock sy facture ?✅ GESTOCK novokarin'i GSoft Mada dia logiciel tsotra...
13/02/2026

🏪 Manana magasin ve ianao ?
❌ Very fotoana amin’ny stock sy facture ?
✅ GESTOCK novokarin'i GSoft Mada dia logiciel tsotra sy matanjaka ho an’ny :
• Magasin PPN
• Fournitures de bureau
• Matériel informatique sns...
✔️ Gestion stock & ventes
✔️ Facturation automatique
✔️ Rapports clairs
💰 ACHAT UNIQUE – tsy misy abonnement
🖥️ Miasa amin’ny Windows
🎁 Démo gratuite
MP na
📞 WhatsApp : +261 34 77 297 27

11/12/2025

🚀 ATREHO NY FANDRESENA! Aza Miady Saina Intsony Amin'ny Gestion de Stock! 🚀
Sahirana ve ianao amin'ny fikirakirana sy fanisana ny entana ao amin'ny stock? Manjary miteraka fatiantoka sy fandaniana fotoana be loatra ve ny fanisana entana (inventaire)?

👉 EFA EO NY VAHANAY!

Ampidiro ny Rindrambaiko (Logiciel) Gestion de Stock Farany tsotra sy Mora Ampiasaina!

✨ Ireo Tombontsoa Lehibe Azonao:
💯 Fanjifana (Stock) Voafehy Tanteraka: Fantaro amin'ny fotoana rehetra hoe inona no ao, ohatrinona no misy, ary aiza no misy azy!

⏰ Mitsitsia Fotoana: Manaova inventaire haingana sy marina. Tsy mila taratasy sy penina intsony!

💸 Ahena ny Fatiantoka: Mialoha ny tsy fahampian'ny entana (rupture de stock) na ny entana lany daty.

📈 Fanatsarana ny Fandraharahana: Raiso ny fanapahan-kevitra tsara indrindra mifototra amin'ny tatitra mazava (rapports).

🔥 Efa vonona ny hanova ny fomba fitantanana tahiry ve ianao?

Aza misalasala!

CONTACT:

✉️ MP (Private Message) eto amin'ny Facebook

📞 WhatsApp na Antsoy: +261 34 77 297 27

Aoka tsy ho lasa olana intsony ny gestion de stock fa ho lasa hery entina mampandroso ny orinasanao! 💪

🧾 LOGICIEL GESTION DE STOCK TSOTRA SY MORA AMPIASAINA!🚀 Te hanara-maso mora ny entana miditra sy mivoaka ve ianao?💼 Ity ...
11/11/2025

🧾 LOGICIEL GESTION DE STOCK TSOTRA SY MORA AMPIASAINA!
🚀 Te hanara-maso mora ny entana miditra sy mivoaka ve ianao?
💼 Ity logiciel de gestion de stock ity dia natao ho an’ireo mpandraharaha, boutique, dépôt, na trano fivarotana rehetra mitady vahaolana haingana sy mahomby!
✅ Tombony lehibe:
Mora apetraka sy ampiasaina, na ho an’ny vao manomboka aza
Azo jerena avy hatrany ny entana sisa sy ny fivarotana
Tatitra automatique (stock, ventes, achats...)
Mety amin’ny solosaina rehetra (Windows)
Interface malefaka, mazava, amin’ny teny frantsay
🎯 Tsy mila misahirana intsony amin’ny kajy sy taratasy!
Ampidiro fotsiny ny entana, ary ny logiciel no mikarakara ny sisa 👌
📞 Contact & WhatsApp : +261 34 77 297 27
💬 Afaka mandefa hafatra mivantana raha mila fanazavana fanampiny.
📸 Capture d’écran santionany:

🧾 LOGICIEL GESTION DE STOCK TSOTRA SY MORA AMPIASAINA!🚀 Te hanara-maso mora ny entana miditra sy mivoaka ve ianao?💼 Ity ...
27/10/2025

🧾 LOGICIEL GESTION DE STOCK TSOTRA SY MORA AMPIASAINA!

🚀 Te hanara-maso mora ny entana miditra sy mivoaka ve ianao?
💼 Ity logiciel de gestion de stock ity dia natao ho an’ireo mpandraharaha, boutique, dépôt, na trano fivarotana rehetra mitady vahaolana haingana sy mahomby!

✅ Tombony lehibe:

Mora apetraka sy ampiasaina, na ho an’ny vao manomboka aza

Azo jerena avy hatrany ny entana sisa sy ny fivarotana

Tatitra automatique (stock, ventes, achats...)

Mety amin’ny solosaina rehetra (Windows)

Interface malefaka, mazava, amin’ny teny frantsay

🎯 Tsy mila misahirana intsony amin’ny kajy sy taratasy!
Ampidiro fotsiny ny entana, ary ny logiciel no mikarakara ny sisa 👌

📞 Contact & WhatsApp : +261 34 77 297 27
💬 Afaka mandefa hafatra mivantana raha mila fanazavana fanampiny.

📸 Capture d’écran santionany:

15/10/2025

💡 Ataovy tsotra ny fitantanana ny faktioranao ! 💻

Mitady Logiciel fanaovana faktiora tsotra, mora ampiasaina ary haingana ve ianao?
Tonga lafatra ho anao ity vahaolana ity — natao ho an’ny mpandraharaha, mpivarotra, na orinasa madinika izay te hitsitsy fotoana sy hampihena ny asa sarotra.

✅ Mora ampiasaina, tsy mila fahaizana manokana
✅ Mamorona faktiora amin’ny "click" vitsivitsy
✅ Fikarakarana automatique ny mpanjifa sy entana
✅ Mifanaraka amin’ny Windows rehetra
✅ Fanampiana sy fanavaozana maimaimpoana

📩 Mifandraisa aminay izao raha te hahita fampisehoana maimaimpoana !
👉 Téléphone/ WhatsApp: 034 77 297 27

09/10/2025

👉 [Astuce] na sopapa kely:
Raccourci clavier: tsindrio ny touche Win + L raha hi-vérrouiller ny ordinateur ianao

Send a message to learn more

13/09/2025

👉 [Astuce] na sopapa kely:

Ahozony ny Fenêtre iray mba hanafenana ny hafa.

Clikeo ny barre de titre (ilay eo ambony indrindra amin'ny fenêtre), ohatra ny navigateur-nao.

Ahozongozony haingana ilay fenêtre → Midina miafina ho azy ny varavarankely hafa rehetra.

Raha averina ahozongozona → miverina miseho indray izy ireo.

Mety tsara raha te hifantoka amin’ny application iray tsy akatona ny hafa 😎

Call now to connect with business.

12/09/2025

📦 Jereo ny rindrambaiko fitantanana tahirinay miasa!
Ampitomboy ny fahombiazan’ny fitantanana ny entana, araho maso ny tahiry amin’ny fotoana rehetra, ary mitsitsia fotoana amin’ny asa andavanandro. Ny vahaolana mora ampiasaina atolotray dia manampy anao hahafahana:
✅ Manara-maso ny tahiry mora foana
✅ Mihena ny hadisoana amin’ny fitantanana entana
✅ Mamorona tatitra amin’ny fomba haingana sy tsotra
🎥 Jereo ny lahatsary fampisehoana hahitana ny fomba hanovana ny fitantanana tahirinao sy hanamorana ny asanao!
💡 Aza miandry intsony, havaozy ny fitantanana ny tahirinao! Mifandraisa aminay raha te-hahazo demo manokana.
034 77 297 27 na MP
---------------------------------------------------------------------
📦 Découvrez notre logiciel de gestion de stock en action !
Optimisez la gestion de vos produits, suivez vos inventaires en temps réel et gagnez un temps précieux dans vos opérations quotidiennes. Notre solution intuitive vous aide à :
✅ Suivre vos stocks facilement
✅ Réduire les erreurs d’inventaire
✅ Générer des rapports détaillés en quelques clics
🎥 Regardez notre vidéo de démonstration pour voir comment notre logiciel peut transformer la gestion de votre stock et simplifier votre travail !
💡 N’attendez plus pour moderniser votre gestion des stocks ! Contactez-nous pour une démo personnalisée.

034 77 297 27 ou sur MP


----------------------------------------------------------------------

10/09/2025

👉[Astuce] na sopapa kely indray:
📂 Mi-renommer fichiers maromaro indray mandeha

Sélectionner-na ireo fichier tiana ho renommer-na (Ctrl + Click souris na Shift + Click souris raha mifanaraka ireo fichier).

Manindry touche F2 de taper-na le nom de fichier vaovao.

Touche Entrée → Hiova amin'ilay nom vaovao nampidirinao ireo fichiers ireo arahana numéro tsirairay avy (Ohatra : Document (1), Document (2), …).

👉 Ilaina be rehefa handamina sary, document na rapport ireny.

Call now to connect with business.

Very fotoana amin’ny fanaraha-maso ny vokatra sy ny faktiora ve ianao? Amin’ny GESTOCK, atao tsotra ny fitantanana ny or...
06/09/2025

Very fotoana amin’ny fanaraha-maso ny vokatra sy ny faktiora ve ianao? Amin’ny GESTOCK, atao tsotra ny fitantanana ny orinasanao!
✨ Asa lehibe azonao atao:
✅ Fanaraha-maso ny stock amin’ny fotoana tena izy
✅ Famoronana faktiora haingana sy tsotra
✅ Fitantanana ny mpanjifa sy mpamatsy
✅ Tatitra feno ho fanapahan-kevitra tsara kokoa
💡 Nahoana no misafidy GESTOCK?
• Mitsitsy fotoana sy mampihena fahadisoana
• Mora ampiasaina, interface tsotra
• Mety amin’ny orinasa kely sy salantsalany
📩 Mifandraisa aminay izao ho amin’ny fomba hanatsaran’ny GESTOCK ny fitantanana anao!
Mp na 034 77 297 27

05/09/2025

👉[Astuce] na sopapa kely:
Raha sendra nahatafakatona tsy nahy onglet iray @ navigateur ianao (chrome na firefox) dia tsindrio ny Ctrl + Shift + T dia miverina misokatra ilay onglet voahidy tsy nahy.

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when GSoft Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category