Egm Gasy Mamiratra

Egm Gasy Mamiratra Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Egm Gasy Mamiratra, ivato, Antananarivo.

EGMC | Entreprise Gasy Mamiratra

✔ Construction Bâtiment
✔ Menuiserie Aluminium & Inox
✔ Ouvrages Métalliques
✔ Forage de puits

🔒 Kalitao • 💪 Faharetana • ✨ Hatsarana

25/08/2026
16/07/2026

Tsy voafetra amin'ny toerana ny EGM!

Na aiza na aiza misy ny tetikasanao eto Madagasikara, vonona ny handeha sy hanatanteraka ny asa amin'ny kalitao izahay.
📍 Ity no iray amin'ireo asa vitanay tany Toliara, porofon'ny fahavononanay hanampy ny mpanjifa manerana ny Nosy.

Contact : 034 18 302 89

EGM – Mitondra kalitao, na aiza na aiza eto Madagasikara.

13/07/2026

. Tsy akora mora vidy no tanjonay, fa kalitao maharitra. Izany no mahatonga anay hisafidy akora tsara kalitao, mba hahafaly sy hiantoka ny faharetan'ny tranonao.

🏠 Manangana na manavao trano ve ianao?Aza manaiky kalitao ambany! Safidio ny EGM.✔️ Varavarankely aluminium✔️ Varavarana...
13/07/2026

🏠 Manangana na manavao trano ve ianao?

Aza manaiky kalitao ambany! Safidio ny EGM.

✔️ Varavarankely aluminium
✔️ Varavarana aluminium
✔️ Asa matihanina
✔️ Vidiny mirary

💰 Varavarankely manomboka amin'ny 260 000 Ar/m²

📞 034 18 302 89

EGM – Kalitao tsara, asa azo antoka, vidiny mirary.

💧 MILA RANO MANDAVANTAONA VE IANAO ?Afaka manone tolotra tsara ho anao izahay !✅ Asa manara-penitra✅ Fitaovana matanjaka...
01/07/2026

💧 MILA RANO MANDAVANTAONA VE IANAO ?

Afaka manone tolotra tsara ho anao izahay !
✅ Asa manara-penitra
✅ Fitaovana matanjaka
✅ Vita haingana sy am-pitandremana
✅ Vidiny mirary

Na ho an'ny tokantrano , toeram-pambolena , orinasa na tetikasa , vonona hanome vahaolana mifanaraka amin'ny filanao izahay.

📞 Antsoy izahay raha mila fanazavana na devis maimaim-poana.
034 18 302 89

EGM – Kalitao, fahatokisana ary faharetana no antoky ny asanay.

Address

Ivato
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Egm Gasy Mamiratra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share