12/08/2026
Miarahaba o!
Mbola mandray dossier izahay fa noho ny fotoana somary tery dia ny Entreprise Individuelle na ny fangalana NIF/Stat no tena raisina.
_ 3 ~ 5 andro de eny ampelatananao ny karatra rehetra
_ tsy misahirana mivezivezy ianao fa izahay daholo ny manao ny "démarche" rehetra☺️
_ sarany tokana 😇 : 200.000Ar (hors frais administratifs).
Koa aza misalala miantso na manoratra 😊
✉️ [email protected]
📞 +261389013427