TAO MARO

TAO MARO Entreprise de construction en bâtiment
Nous avons fermé la Sté pour raison de santé et ne résidons plus à Madagascar…

28/04/2024
21/04/2024
17/04/2024

FANTARO REHEFA MATORY

Fantatrao ve fa rehefa matory ianao dia mametraka ny tananao amin'ny faritry ny vatana izay mila fanasitranana?

1. Ambony lohanao: mitady fifandraisana lehibe sy bebe kokoa ara-panahy ianao.
2. Eo amin'ny tratra: fahatsapana fa mbola mila fanasitranana ianao (tsy en forme)
3. Eo amin'ny faritry ny vavony: fahatezerana sy fihetseham-po tezitra.
4. Eo anelanelan'ny tongotra: tahotra, fahatsapana fahabangana.
5. Eo amin'ny taova ara-pananahana na eo akaikiny: olana ara-nofo sy tsy fahampiana fifampiresahana.
6. Ao ambanin'ny ondanao: fihetseham-po miafina tsy fantatra mazava na misy tanjontsika manjavozavo
7. Mamihina ny tena: tsy ampy fitiavana na fanampiana avy amin'ny olon-tiana.
8. Soroka: harerahana, tsy fahampian'ny angovo.
9. Tanana anelanelan'ny lohanao sy ny ondana: misy fahatoniana ao aminao.

Raha tsy apetrakao amin'ny vatanao ny tananao mandritra ny torimasonao dia midika izany fa salama tsara ianao. Mandry ny eritreritrao.

Fantatrao amin'izay izy izao !

Crédit: Abd Bruno (Malagasy Mifampitaiza)

16/04/2024
16/04/2024

C'est compliqué de juger

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+262693852053

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TAO MARO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share