08/08/2026
Olo-tsotra 🤷♂️ ve enao na Orinasa🏭??Izahay dia afaka manafatra entana ho anao.
Aona no atao ??
✅ Alefaso aminay ny sary na ny momba2 ny entana izay ilanao , na ihany koa QR n’ilay entana
•Afaka afarana avokoa rehefa entana
👉🏼Oh: pièce,Akanjo,Kiraro,Fanafody,Telephone,….
Eny na ireny entana lazain olona gisa mainty 😂😂
✅Ny momba ny entana (couleur, taille, pointure, spécifications…)
➡️ ohatra: Akanjo : Taille :M
Couleur : Rouge
Nombre : 3
✅ Fandoavana ny vola (confirmation du commande ):
Alefanao ny vidy entana izay ilainao dia confirmer ny commander nao , ny ambiny kosa rehefa tonga ny entana.
•Mobile Money (Mvola)
Na face a face
🏆Afaka mangataka porofo enao 🤗 mba efa nisy olona ve nanao achat taminay nandefa Mvola nividy entana ka tonga soamatsara
🔑🛠️ INONA NO ANDRAIKITRAY :
🏅Sahaninay avoka ny dingiana rehetra:
-🥇Manamarina fa tena misy ilay mpivarotra
-🥈 Mividy ilay entana (manolo izahay ra sanatria misy olana)
-🥉 Manao izay hatongavany aty Madagascar
-🎖️Mamoka azy @ fady tseranana(Douane )manatitra azy aminao
1️⃣ Mandray vonona enao
✅ Ny fotoana hatogavan ny entana dia miankina aminao Tompon entana
• Manana safidy enao na alefa
🛫 Anabakabana (2J/5J/15J)
Na
🛥️ Andranomasina (60J a 90J)
✅ - Azo antoka tsara ny asa izay atao nay
( NIF-STAT)
✅- Traikefa 👌
✨✨✨ “Remets ton œuvre à l’Éternel, et tes projets réussiront.” – Proverbes 16:3📚✨✨✨
✈️ FORMULE FAST (Idéal pour la rapidité et la flexibilité)
Tarif : À partir de 93 000 Ar / Kg (varie selon le type de marchandises)
✅Délai de transite : Arrivée après 2Jours du départ
____________________________
🔥 FORMULE EXPRESS
(Le meilleur rapport vitesse / prix)
Un départ fixe tous les lundi
✅Délai : Seulement 2 jours après le départ
• Tarifs :
Tarif Express: 83 000 Ar / Kg
______________++_____________
🛫 FORMULE 5DAYS
5Days : 73 000 Ar / Kg
Un départ fixe tous les lundi
_________==______________
✈️FORMULE STANDARD
10 a 15Jours : 67500 Ar/Kg
_________________________________________
Ho anareo any @ faritra afaka alefanay ny entanao rehefa tonga
✨ Manafatra.dago — votre partenaire fiable pour importer depuis la Chine vers Madagascar.
☎️ : +261 38 16 410 15