10/04/2026
TOLOTR'ASA livreur Γ vΓ©lo
Ny olona ilaina :
π20 taona no mihoatra
πOlona manana bisikileta na tsia
πManana BEPC fara-fahakeliny
πAfaka miasa avy hatrany
πMatanjaka tsara no mavitrika
πManana fahamatorana
Asa atao:
Manatitra sy maka entan'ny client ato am Kinga express .
Mikarama isam-bolana + Prime
Raha mahaliana anao izany dia alefao π¦π© ny ππ π¬π² π§π² ππ¨π§ππππ ary ny mombamomba anao na ππππ«π¨ π¦π’π―ππ§πππ§a ety TsaralalΓ na π§π² ππ¨π¬π¬π’ππ« ππ§ππ¨ .
034 38 405 48