09/01/2025
Miarahaba Tompoko 🤗.
✅ Efa misokatra ny fakana ny rendez-vous hoan'ny fandaharam-potoana 🗓 arak'asa 💡🛠🔌 miaraka aminay hoan'ity taona 2025 ity 😊.
🙏 Tolorana fisaorana sy fankasitrahana ireo izay efa niaradalana taminay hatrizay sy mbola hiaraka aminay rahatrizay 😊🙏.
▶️ Koa raha maniry ny hisitraka izany ianao, dia aza misalasala miantso na manoratra amin'ireo laharam-pifandraisaina izay hita eto aminy pejy Elec'bat by Rall's, Elec'bat, Elec'bat 2.
📸 Indreto ny sombin-tsary namaranana ny asa tamin'iny taona 2024 iny, mankasitraka tamin'ny fahatokisana napetrakareo taminay Tompoko😊🙏.
🏘 Lokon-trano nataon'ny : Mpandoko Trano Matihanina
⚒ Fanaka an-dakozia nataon'ny : Northima