16/12/2024
🚨Auvicom de Madagascar 🚨dia orinasa manome service traiteur sy organisation d'événements. Izahay dia manolotra service traiteur ho an'ny karazana lanonana rehetra, manomboka amin'ny kely ka hatramin'ny lehibe indrindra . Ny traiteur dia manome sakafo misy tsiro sy fomba fikarakarana amin'ny karazana lanonana atao. Manana traikefa sy fahaizana manokana , ka afaka manome tolotra araka ny kalitao tadiavinao.
👉Auvicom de Madagascar koa dia manome tolotra . Izahay dia afaka mandray an-tanana ny fandaminana ny lanonana rehetra, manomboka amin'ny ( service traiteur, photo , vidéo ,drone )ny maro hafa koa , ary ny zavatra hafa rehetra ilaina mba hahatonga ny lanonanao hilamina araka ny tokony ho izy . Izahay dia manana fitaovana sy équipe efa za-draharaha sy matihanina .
👉Ny traiteur dia Afaka manomana menus manokana arakaraka ny tadiavinao sy ny budget anao . Raha ny traiteur no mitantana ny fandaniana ara-tsakafo , matetika dia afaka mampihena fandaniana be loatra. Mandray an-tanana ny lafiny ara-tsakafo rehetra izahay , ka miantoka fa tsy hisy olana na fahatarana.
👉Auvicom de Madagascar dia manana traikefa sy fahaizana manokana amin'ny organisation d'événements sy service traiteur, ka afaka manome tolotra araka ny kalitao tadiavinao.
Araho ary ny pejy fa ho avy ny tolotra vaovao be 🥰