M'livre Foana

M'livre Foana Service de livraison à moto🛵
📲 038 98 930 35
ou MP pour plus d'information

🔥 M’LIVRE FOANA REVIENT EN FORCE ! 🔥👉 Nouveau look, nouvelle équipe fa ny tanjona dia mitoetra: voaatitra ny colis-anao✨...
09/10/2025

🔥 M’LIVRE FOANA REVIENT EN FORCE ! 🔥

👉 Nouveau look, nouvelle équipe fa ny tanjona dia mitoetra: voaatitra ny colis-anao✨

⚡ Vaovao lehibe :
Manomboka androany, MOTO no hanateranay 🛵
➡️ Aingana kokoa, mahomby kokoa, ary matihanina kokoa.👌

🎁 Ary ho anao partenaire-nay hatramin'izay na ianao vao hiara-hiasa: ny livraison an'ny 7è colis dia Gratuit hatrany 😉).

💬 Satria fantatray fa sarobidy aminao ny business-nao, ny tanjonay dia tsotra ihany : “Voaatitra ny colis-anao.”

👉 Mitady partenaire livraison ve ianao ? MP pour plus d'informations

📦 M’livre Foana – Votre partenaire livraison

🙏 Nous sommes de tout cœur avec celles et ceux qui ont été victimes d’agressions et de pillages. Voir des années d’effor...
30/09/2025

🙏 Nous sommes de tout cœur avec celles et ceux qui ont été victimes d’agressions et de pillages. Voir des années d’efforts disparaître en quelques heures… ça fait mal, et nous le ressentons avec vous. 💔

👉 Chez M’livre Foana, nous disons haut et fort NON à la violence, NON au pillage.

Parce que pour nous, vous êtes plus que des partenaires, plus que des associés…
✨ Vous êtes la famille grâce à qui cette aventure existe.

Aujourd’hui, même en pleine crise, c’est à notre tour d’être à vos côtés. 🤝

📦 Si vous avez des livraisons à nous confier, n’hésitez pas : nous étudierons la faisabilité selon la situation, avec toujours la même volonté de vous accompagner autant que nous pouvons.🤠



💬 Satria zava-dehibe ny antso tsirairay, ny colis tsirairay… ary indrindra ny mpanjifa tsirairay ♥️.Ato amin’ny M’livre ...
02/09/2025

💬 Satria zava-dehibe ny antso tsirairay, ny colis tsirairay… ary indrindra ny mpanjifa tsirairay ♥️.

Ato amin’ny M’livre Foana, tsy hoe mandefa entana fotsiny izahay fa:
👉 Mihaino, mamaly haingana, ary manatsara ny service client isan’andro mba hahatsapananao fa tsy irery ianao.

📞 Raha mila fanazavana na te handefa entana ianao :
➡️ Miantsoa amin’ny 038 98 930 35
(07h – 18h)

Mankasitraka Barea nitondra avo ny voninahim-pirenena 🇲🇬🤠🙏Mankasitraka nitondra fanantenana 😀Mankasitraka fa niady hatra...
30/08/2025

Mankasitraka Barea nitondra avo ny voninahim-pirenena 🇲🇬🤠🙏

Mankasitraka nitondra fanantenana 😀

Mankasitraka fa niady hatramin'ny farany ianareo ⚽🇲🇬



Ho anao izay miady isan’andro ho an’ny business-nao… fantaro tsara fa tsy irery ianao. ♥️Isaky ny misokatra ny varotrao,...
26/08/2025

Ho anao izay miady isan’andro ho an’ny business-nao… fantaro tsara fa tsy irery ianao. ♥️

Isaky ny misokatra ny varotrao, isaky ny mandefa colis ianao, dia fandrosoanao ho lehibe kokoa izany.🙂

Mety reraka indraindray, mety kivy fa tsy mahazo mi-abandonne🤠✊

🚴 Ato amin'ny M’livre Foana, miara-mientana aminao izahay amin’ny dingana vitanao rehetra.

💡 Fantaro fa ny asa kely ataonao isan’andro no manorina ny fahombiazanao rahampitso.

🫵 Ho anao koa, raha mila partenaire hanao ny livraison-nao, MP pour plus d'informations 🤠

"M'livre Foana, votre partenaire livraison"

💡 Ny fahombiazana maharitra dia tsy avy amin’ny vola fotsiny, fa avy amin’ny fomba itondranao ny mpanjifanao.Tianao hate...
21/08/2025

💡 Ny fahombiazana maharitra dia tsy avy amin’ny vola fotsiny, fa avy amin’ny fomba itondranao ny mpanjifanao.

Tianao hateza ny tsenanao ?💡🤔
✅ Manolora service tsy mora hadinoana amin’ny mpanjifa tsirairay.
✅ Raha misy olana, ataovy haingana ny famahana azy.
✅ Ary rehefa tonga amin’ny livraison, M’livre Foana dia vonona hiantoka fa tonga soa aman-tsara ny entana. 🚴‍♂️♥️

👉 Et toi, comment prends-tu soin de tes clients aujourd’hui pour les fidéliser ?

"M'livre Foana, votre partenaire livraison"

💡 Raha vao manomboka ianao dia mety hieritreritra hoe : “tsy ampy ny mpanjifako, tsy mbola matanjaka ny orinasako…”Tadid...
19/08/2025

💡 Raha vao manomboka ianao dia mety hieritreritra hoe : “tsy ampy ny mpanjifako, tsy mbola matanjaka ny orinasako…”

Tadidio anefa : ny zavatra kely ataonao isan’andro no manorina ny fahombiazanao rahampitso.

✅ Asehoy hatrany ny maha-PRO anao, na dia commande iray na roa aza no hanombohanao.
✅ Hatsarao hatrany ny "expériencen"’ny mpanjifanao (fandraisana mahafinaritra, packaging tsara, valiny haingana).
✅ Ary rehefa tonga amin’ny livraison… ankino amin'ny M'livre Foana izany fa tanterahinay am-pahamendrehana. 🚴‍♂️♥️

👉 Mendrika ny ho lasa lavitra ny business-nao

"M'livre Foana, votre partenaire livraison"

💡 Vaovao amin’ny tontolon'ny vente en ligne ve ianao ?Mihevitra ve ianao fa mila commandes be dia be vao afaka miara-mia...
11/08/2025

💡 Vaovao amin’ny tontolon'ny vente en ligne ve ianao ?

Mihevitra ve ianao fa mila commandes be dia be vao afaka miara-miasa amin’ny livreur tena izy ?

❌ Diso izany.
✅ Ato amin’ny M’livre Foana, mitovy lanja aminay ny mpivarotra kely sy ny lehibe.

2 colis ? 5 colis ? Efa ampy izany hanombohantsika fiaraha-miasa

👉 Fantatray fa ny orinasa lehibe rehetra dia manomboka… amin’ny dingana kely voalohany.

Ary izahay, eo hatrany hatrany na vao manomboka aza ianao. 💛

🚴 MP pour plus d'informations 👇

M'livre Foana, votre partenaire en livraison🤠

📦 Toro-hevitra 3 hanamorana ny fandefasanao entana :1️⃣ Fonosina tsara ny entana👉 Raha voaaro tsara = zéro casse, zéro s...
30/07/2025

📦 Toro-hevitra 3 hanamorana ny fandefasanao entana :

1️⃣ Fonosina tsara ny entana
👉 Raha voaaro tsara = zéro casse, zéro stress ✨😃

2️⃣ Soraty mazava ny adiresy sy ny laharana findain'ny mpividy 📱🚩
👉 Hialana amin'ny entana mivezivezy fotsiny 🙂

3️⃣ Alefaso en détails hatrany ny momban'ny colis-nao 📝
👉 Raha fantatray mialoha, dia mora kokoa ny fanarahana azy

💡 Ireo dia efa ampy hanova zavatra be.

➡️ Ny ambiny ? Izahay no mandray an-tanana ny fanaterana ♥️

M’livre Foana, votre partenaire livraison🚴

📢 Fantatrao angamba ireto zavatra tanisainay manaraka ireto e ? Manao visuel. Mamoaka amin’ny tambazotra. Mandefa“boost”...
28/07/2025

📢 Fantatrao angamba ireto zavatra tanisainay manaraka ireto e ?
Manao visuel. Mamoaka amin’ny tambazotra. Mandefa“boost”. Mamaly commentaires. Négociation. Manangona sy mandamina entana. Manao vérification colis ...

🥵 Tsy mora ny mandraikitra sy mahita mpividy isan’andro kanefa vitanao 💪🤠

❤️ Tsapanay ny zavatra hiainanao. Efa hitanay. Efa niainanay. Izay no antony handraisanay azy ho zava-dehibe.

🖤 Ato amin’ny M’livre Foana, takatray ny hatsembohanao, ny fanahianao, ny alina tsy andriana...
✅ Fantatray fa tsy “entana iray en plus” fotsiny ny entanao.
👉 Fa nofinofinao. Herinao. Ezaka nataonao.

🤝Manohana anao tanteraka izahay anatin'izay ary miezaka manatsara hatrany ny tolotra omenay

➡️ Avelao izahay hanampy anao.
Ianao mivarotra. Izahay miantoka ny fanaterana azy.✨🚴

⚠️ Tsy mpitatitra fotsiny izahay fa mpiara-miasa na partenaire-nao amin'ny ezaka ataonao

Manampy izahay. Manamaivana. Mijoro miaraka aminao.

➡️ Mila fanampiana ianao amin'ny fanaterana ny entanao ? MP raha mila fanazavana fanampiny

Address

Andranomena
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when M'livre Foana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category