08/10/2024
Salama tompoko!
Izahay dia mivarotra sy afaka mamatsy trondro sy gana.
🐟Carpe (250g à 1.5kg) : 18.000ar/kg
🐟Tilapia (250g à 1.5kg) : 18.000ar/kg
🦆 Gana velona (2 à 2.5kg) : 33.000ar/ tête
🦆Gana vidé (1.4kg à 1.6kg) : 23.000Ar/kg
💰VIDINY MIRARY💰
👉 Afaka miara miasa amin'ny Restaurant , hôtel , traiteur , olo-tsotra
📧 Mp raha mila fanazavana fanampiny sy hanao commande