29/08/2026
Ity indray ary ny andiany faharoa taminy fizarana ny loka taminy jeu de l'indépendance izay nataontsika 🇲🇬
Arahabaina ihany koa ianareo ary manantena izahay fa ho afapo ianareo aminy loko izay nosafidianareo ✨
Raha mbola tsy nanandrana kosa ianareo dia aza misalasala manantona anay 😊
📍 Ankaditoho Tsimbazaza – By Pass Alasora
📞 +261 34 18 615 31 / +261 38 55 615 31
📧[email protected]
Tora Paint — Peindre l’avenir durablement.