24/08/2026
Kamo bé hiasa rehefa Alatsinainy 😭😭😭😭
Mino aho fa mitovy daholo ny ankamaroan'ny olona hoe malaindaina rehefa miatomboka indray ny herinandro vaovao 😅😎
Toy izany koa izahay, fa rehefa tonga aty ampiasana dia mahita hoe toy izao ny fandroson'ny asa dia miramirana sy mavitribitrika indray 😉😊😹
Ary hono ry zareo, inona ny mampazoto anareo hiasa rehefa Alatsinainy 🤔