Asa vaton'i Rado sy Liva

Asa vaton'i Rado sy Liva G.R.A.N.I.T.E

Ny fahazotona dia avitana zavatra
13/11/2023

Ny fahazotona dia avitana zavatra

Ireo ny sary niatimbohany sy nihafarany afapoha aloha ny tompony ary faly izy faha nahavita zavatra tsara Koa raha Lina ...
08/11/2023

Ireo ny sary niatimbohany sy nihafarany afapoha aloha ny tompony ary faly izy faha nahavita zavatra tsara
Koa raha Lina aminy asa-tananay hianao dia afaka miantso
RADO📲0340753492
LIVA 📲0341826320

Sakamalao sy Avozo ireo koa Samy manana n'y anitra hoazy koa rah mahalina anao dia aza misalasa miantso nm 📲0340753492
07/11/2023

Sakamalao sy Avozo ireo koa Samy manana n'y anitra hoazy koa rah mahalina anao dia aza misalasa miantso nm 📲0340753492

🔺TANTARA MAHALIANA🔺Tany ambanivohitr'IHAZOLAVA tany no naorina ity fasana hitantsika amin'ny sary ity, volana maromaro i...
31/10/2023

🔺TANTARA MAHALIANA🔺
Tany ambanivohitr'IHAZOLAVA tany no naorina ity fasana hitantsika amin'ny sary ity, volana maromaro izay no lasa, asanay rahateo moa ny manao azy ireny mifanaraka amin'izay fifanekena amin'ny mpampiasa ka dia nataonay am-pitiavana ny asa.

Tsy fasana ihany anefa no ataonay fa ny asa momba ny vato granite rehetra. Koa aza misalasala miantso amin'izay foto-drafitrasa tianareo hatsangana.

'Ndao hanorina zavatra mafy.

👉 FASANA ✔️
👉SARY SOKITRA ✔️
👉PILIER (vavahady)✔️
👉....

📲 034 07 534 92 [Rado Martial]
📲034 18 263 20 [Liva]

23/10/2023

Mirary tontolo andro mahafinaritra zareo a.
Ataovy tsara ny asa e.

Mirary tontolo andro mahafinaritra ho anareo aloha fa ny asa tsy maintsy mandeha e.📲 034 07 534 92 (Rado Martial)📲 034 1...
19/10/2023

Mirary tontolo andro mahafinaritra ho anareo aloha fa ny asa tsy maintsy mandeha e.

📲 034 07 534 92 (Rado Martial)
📲 034 18 263 20 (Liva)

Efa kely sisa dia vita...Ahoana ny fahitanareo azy? Aza misalasala miantso raha mahaliana anao ny zavatra ataonay.📲034 0...
18/10/2023

Efa kely sisa dia vita...
Ahoana ny fahitanareo azy?

Aza misalasala miantso raha mahaliana anao ny zavatra ataonay.

📲034 07 534 92 (Rado Martial)
📲 034 18 263 20 (Liva)

16/10/2023

Juste bonjour

14/10/2023

Tsa misy raha ho tarognina firy fa mazotoa miasa iaby.

🔺Izany ny rafitra miainga zareo a. 👇👇👇Mirary tontolo andro mahafinaritra e!!!📲034 07 534 92 (Rado Martial)
09/10/2023

🔺Izany ny rafitra miainga zareo a.
👇👇👇

Mirary tontolo andro mahafinaritra e!!!

📲034 07 534 92 (Rado Martial)

Maraina ny andro zareo a!Mila miasa, mitady vola...📲034 07 534 92 (Rado Martial)
02/10/2023

Maraina ny andro zareo a!
Mila miasa, mitady vola...

📲034 07 534 92 (Rado Martial)

Address

Antananarivo

Telephone

+261340753492

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Asa vaton'i Rado sy Liva posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share