Malala Le Studio

Malala Le Studio Prothésiste Ongulaire Tanà - Tsimbazaza ☺️
Gainage - Chablon - Extension demi-capsules - Nail Art 🪄
Prestation sur RDV 📩
RDV Messenger / 0349164446

Hello les bellas. Des idées de nail ar que vous pouvez demander lors de nos PROMO 😀😀😀
13/09/2026

Hello les bellas.

Des idées de nail ar que vous pouvez demander lors de nos PROMO 😀😀😀

Hello les bellas 😁😁😁Ela ela izay e? Taitaitra kely ato aho dia hoe andao anao promotion 😁😁😁Extension sur demi-capsules +...
12/09/2026

Hello les bellas 😁😁😁
Ela ela izay e?
Taitaitra kely ato aho dia hoe andao anao promotion 😁😁😁
Extension sur demi-capsules + 4 nail art gratuit = 25000 ar (taille S et M)
Pose américaine + 2 nail art gratuit = 15000ar
Gainage + 2 nail art = 20000ar
Produits manaraka norme daholo ary tsy mampiasa colle fa gel ihany no ampiasaina!!

Jusqu’à fin Septembre io an
Maka RDV amin MP😁😁😁😁

Bisous bisous ❤️❤️❤️

Asa asa kely tatoato izay 😁😁Makà rendez-vous 😁😁 ho an’ny semaine manaraka.
04/09/2026

Asa asa kely tatoato izay 😁😁
Makà rendez-vous 😁😁 ho an’ny semaine manaraka.

31/08/2026

Simplicité et élégance tout simplement

On peut très bien être colorfull sans être too much 😁😁Quelques modèles pour vous donner des idees 😂😂😂
30/08/2026

On peut très bien être colorfull sans être too much 😁😁
Quelques modèles pour vous donner des idees 😂😂😂

Extension gel sur demi-capsule après construction ity izao. Tsy mbola misy ninoninona izy amnio 😁 fa juste  demi capsule...
25/08/2026

Extension gel sur demi-capsule après construction ity izao.
Tsy mbola misy ninoninona izy amnio 😁 fa juste demi capsule +gel
Ka ahoana? Mety sa tsy mety 😀
Ity cliente ity zao teo amnio dia efa afapo sahady.
Makà rdv amzay ary 😁
Manomboka 25000ar ny demi capsule ra fohifohy. Ra XL kosa dia 35000ar.
Deco à partie de 1500ar/doigt
Bisouuu ❤️❤️

Ity izany no nahazo azy 😀😀Hello hello. Ity modele ity izany no nahazo ny vote betsaka indrindra ❤️❤️Dia alefako anareo a...
19/08/2026

Ity izany no nahazo azy 😀😀

Hello hello.
Ity modele ity izany no nahazo ny vote betsaka indrindra ❤️❤️
Dia alefako anareo ao ny sarin’ny zava-bita 😘😘😘😘
Soyez indulgents, izaho ihany no nanao azy tamin 12 alina omaly 😂😂😁

SOS ampio aho ee😭😭😭Hello hello Tsy maintsy manova hoho aho androany fa mba andeha vacances amin’izay 😁😁😁 Ampio aho reto ...
18/08/2026

SOS ampio aho ee😭😭😭

Hello hello

Tsy maintsy manova hoho aho androany fa mba andeha vacances amin’izay 😁😁😁
Ampio aho reto hisafidy aaaaa
Leo kely aho mahita le fleur 3D ireny sy coquillage dia ireto indray no safidiko fa fotsiny oe iza amreto izany 😂😂😂
Asio j’aime izay tianareo

15/08/2026

Na izaho ary tsy nino 😅😅
Hoe izaho anao nail art toy izao 😅
Mety hoe mbola tsotsotra izao ho an’ny efa tena pro max, fa ho ahy io efa tena asa be. Tena fivoharana be.
Ary tena fierté ho ahy nahavita toy izao 😁
Ny cliente koa tena faly nivoaka tao
Extension sur demi capsule io izao.
Sur RDV daholo ra vao extension. ❤️
Alaivo n’y rendez-vous anao 😘😘

Address

Tsimbazaza
Antananarivo
101

Opening Hours

Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 18:00

Telephone

+261349164446

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Malala Le Studio posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Malala Le Studio:

Shortcuts

Share

Category