30/06/2025
Ho fanohizana fanomezana fahafaham-po antsika dia misy faritra vaovao vitsivitsy nampiana ireo, efa ahavitanay manao dossier. ✅
Isaorana hatrany ianareo mahatoky ny Service vahaolana hatramin'izay ka hatramin'izao.
Afaka miditra MP avy hatrany na miantso 0346969449.
Ho anareo any amin'ny faritra afaka alefa colis soa amantsara ny dossier, tsy misy atahorana.
Ho anareo alavitra (na any an-dafy na any amin'ny faritra) ka te hanao dossier Antananarivo dia vitanay soa amantsara raha mbola azo anirahana olona.
Aza misalasala izay liana ✅
Aza adino manao partage sy commentaire.