Harena Kanto

Harena Kanto "Créations sucrées délicieuses à croquer ! 🍰🍪

14/04/2026

Quel plaisir de voir mes créations apporter autant de bonheur 😍Merci à ma cliente pour ce magnifique retour 🙏Votre satisfaction est notre priorité ❤️

👉 La suite de la vidéo est en commentaire 🎥

Afaka manao personalisation an'izay gâteau mety aminareo izahay fa aza tara manao commande
07/04/2026

Afaka manao personalisation an'izay gâteau mety aminareo izahay fa aza tara manao commande

Mirary soa ho an'i Mahaliana🙏♥️🥳
06/04/2026

Mirary soa ho an'i Mahaliana🙏♥️🥳

Afaka mangataka modèle ianareo dia omenay,afaka mitsidika ny pejy ihany koa raha tia ho afapo tsara🙏
05/04/2026

Afaka mangataka modèle ianareo dia omenay,afaka mitsidika ny pejy ihany koa raha tia ho afapo tsara🙏

Ho anareo izay tsy mahalala dia extraterrestre i Stich😅
04/04/2026

Ho anareo izay tsy mahalala dia extraterrestre i Stich😅

Gâteaux an'ilay namanay izay izy ity naterina tany ampianarana,tsara fa misaotra hono😂
03/04/2026

Gâteaux an'ilay namanay izay izy ity naterina tany ampianarana,tsara fa misaotra hono😂

Gâteaux personnalisé Les sisters
02/04/2026

Gâteaux personnalisé Les sisters

Anaovana gâteau dia asiana cupcakes miaraka aminy,dia aterina ety aminay🛵
01/04/2026

Anaovana gâteau dia asiana cupcakes miaraka aminy,dia aterina ety aminay🛵

Faran'ny volana androany dia atao itony sary tena manja itony aloha sao mba andefanareo avance anaovana gâteaux 🤭😂
31/03/2026

Faran'ny volana androany dia atao itony sary tena manja itony aloha sao mba andefanareo avance anaovana gâteaux 🤭😂

Gâteau personnalisé Barbie
30/03/2026

Gâteau personnalisé Barbie

Resaka Spiderman fotsiny ilay gâteau etoBon dimanche ☀️Profitez bien de cette belle journée.
29/03/2026

Resaka Spiderman fotsiny ilay gâteau eto
Bon dimanche ☀️
Profitez bien de cette belle journée.

Gâteau personnalisé Flash McQueen
27/03/2026

Gâteau personnalisé Flash McQueen

Address

Andranoro
Antananarivo
105

Opening Hours

Monday 06:00 - 20:00
Tuesday 06:00 - 20:00
Wednesday 06:00 - 20:00
Thursday 06:00 - 20:00
Friday 06:00 - 20:00
Saturday 06:00 - 20:00
Sunday 12:00 - 20:00

Telephone

+261347618928

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Harena Kanto posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share