04/05/2026
🏡 Ahoana ny fisafidianana carrelage tsara ?
Tsy kisendrasendra ny misafidy carrelage, satria izy no manome endrika ny trano
🔹 1. Arakaraka ny efitra hampiasana azy
Samy hafa ny ilaina isaky ny toerana :
• Salon : tsara tarehy sady maharitra
• Cuisine : mora diovina
• Salle de bain :antidérapant hisorohana loza
• Ivelany : mahazaka masoandro sy orana
🔹 2. Jereo ny heriny (résistance)
Raha toerana andehanana matetika dia mila carrelage mafy sy mateza.
🔹 3. Eritrereto ny fiarovana
Amin’ny toerana mando (toilette, salle de bain).
🔹 4. Safidio ny habe sy ny loko mety
• Lehibe ny carreaux ➜ mampiseho hoe malalaka ny toerana
• Loko mazava ➜ mampahazava ny efitra
• Loko maizina ➜ manome endrika moderne fa mila fikarakarana bebe kokoa
🔹 5. Aza hadino ny fikojakojana
Misy carrelage mora maloto na mora voa scratches. Safidio izay mifanaraka amin’ny fiainanao andavanandro.
👉🏽Yann Construction dia afaka manampy amin’ny fametahana carreaux amin’ny endriny mahafainaritra koa aza misalasala miresaka aminay☺️