Entreprise Gasy builder

  • Home
  • Entreprise Gasy builder

Entreprise Gasy builder Manao asa rehetra momban'ny fanorenana
Etude - Conception - devis - réalisation
Aménagement int. /ext.
(4)

La conformité est une de nos exigences. Voici un de nos réalisations. une villa R+1 sise à Alasora. La qualité de vos pr...
30/07/2026

La conformité est une de nos exigences.
Voici un de nos réalisations. une villa R+1 sise à Alasora.

La qualité de vos projets ferons notre fierté. 🙏
N'hésitez plus à nous contacter pour réaliser vos projets. ☺️

Contact: 034 51 186 26 (WhatsApp)
038 11 886 36 (WhatsApp)

Mamarana ny gros œuvre 🙏🙏 Réalisation natao tany Manakara Isaorana hatrany ny client izay nanaovanay an'ity asa ity nato...
14/07/2026

Mamarana ny gros œuvre 🙏🙏
Réalisation natao tany Manakara
Isaorana hatrany ny client izay nanaovanay an'ity asa ity natoky ny asa zay nataonay

Misokatra hatrany izay raha misy mananana vina amin'ny fanorenana trano fa izahay de vonona anome ny tsara ary manaraka ny fenitra
Aza misalasala miantso na mandefa mp Contact : 0381188636 (watsapp)


Asa manaraka 🙏 conception villa R+1 à usage    d'habitation et une villa à usage de réception et d'organisation d'événem...
10/07/2026

Asa manaraka 🙏 conception villa R+1 à usage d'habitation et une villa à usage de réception et d'organisation d'événements sis à Iavoloha
Ankasitrahana hatrany ianareo izay matoky ny asa ataonay
Manana vina hanao trano ve ianao ?
Izahay afaka manampy anao miainga amin'ny Plan 2D sy 3D , devis ary manao réalisation ko
izahay

Contact : 0381188636 (watsapp)
Afaka mandefa MP am page ihany ko

Amin'ny sehatry ny fanorenana, ny plan 2D, ny maquette 3D, ary ny devis dia samy manana andraikitra tena lehibe. Raha ts...
07/07/2026

Amin'ny sehatry ny fanorenana, ny plan 2D, ny maquette 3D, ary ny devis dia samy manana andraikitra tena lehibe. Raha tsy ampy na tsy marina izy ireo dia mety hiteraka fahatarana, hadisoana, ary fandaniana fanampiny.
1. Plan 2D
Ny plan 2D no antontan-taratasy fototra ampiasain'ny mpanorina.
Izy io dia:
Mampiseho ny refy marina sy ny fizarazarana efitra.
Mamaritra ny toerana misy ny varavarana, varavarankely, rindrina, tohatra, sns.
Ampiasain'ny mason, mpandrafitra, elektrisiana ary plombier.
Ilaina amin'ny fahazoan-dalana hanorina amin'ny toerana maro.
2. Maquette 3D
Ny 3D dia manampy hahita mialoha ny endriky ny trano.
Izy io dia:
Manampy ny mpanjifa hahatakatra mora ny tetikasa.
Mampiseho ny endrika sy ny loko alohan'ny hanorenana.
Manampy hahita sy hanitsy olana alohan'ny hanombohan'ny asa.
Ampiasaina amin'ny fampahafantarana sy varotra tetikasa.
3. Devis
Ny devis no mamaritra ny tetibola sy ny fitaovana ilaina.
Izy io dia:
Mitanisa ny habetsahan'ny akora sy ny asa.
Manome tombanana ny vola ilaina.
Manampy amin'ny fandrindrana ny fividianana fitaovana.
Misoroka ny fandaniana tsy voaomana.
Raha fintinina
Plan 2D → Manazava ny fomba hanorenana.
3D → Mampiseho ny endriky ny trano rehefa vita.
Devis → Mamaritra ny vola sy ny fitaovana ilaina.
Ireo telo ireo dia mifameno: ny plan 2D no torolàlana ara-teknika, ny 3D no fitaovana ahafahana mijery sy manamarina ny tetikasa, ary ny devis no ahafahana mitantana ny tetibola sy ny fanatanterahana ny asa. Izany no mahatonga azy ireo ho fototry ny fanorenana matihanina sy mahomby.

Aza misalasala raha misy vina makasika ny fanorenana ary
Contact : 0381188636 (watsapp)

Manomboka androany ny promotion antsika 🚧Tolotra vaovao be ho anao izay manana vina hanao trano ato aminayHisy ny fihena...
01/07/2026

Manomboka androany ny promotion antsika
🚧Tolotra vaovao be ho anao izay manana vina hanao trano ato aminay
Hisy ny fihenambidy promotion ho an'ny conception rehetra hataonay mandritra ny 4 semaines manomboka ny faran'ny volana Jona.

👉Conception plans 3D et 2D + devis estimatif ≤ 100m² = 150 000ariary/niveau

👉Conception plans 3D et 2D + devis estimatif ≥ 100m² = 200 000ariary/niveau

Koa aza misalasala mifandray aminay hanao ny Etudes ny tranonao amin'ny sarany mirary. 😊🙏

📞 0381188636 / 0345118626 (watsapp)

Asa manaraka , Rénovation d'un bâtiment R+3 sise à Tamatave Raha manana vina momban'ny fanorenana trano ianao de aza mis...
29/06/2026

Asa manaraka , Rénovation d'un bâtiment R+3 sise à Tamatave
Raha manana vina momban'ny fanorenana trano ianao de aza misalasala miantso anay
Izahay manao plan 2D sy 3D , devis détaillé
📞 0381188636 (watsapp)

🚧Tolotra vaovao be ho anao izay manana vina hanao trano ato aminay Entreprise GASY Builder BTP . Villa Confort moderne A...
24/06/2026

🚧Tolotra vaovao be ho anao izay manana vina hanao trano ato aminay Entreprise GASY Builder BTP . Villa Confort moderne AINGA Premium 😊.
Hisy ny fihenambidy promotion ho an'ny conception rehetra hataonay mandritra ny 4 semaines manomboka ny faran'ny volana Jona.

👉Conception plans 3D et 2D + devis estimatif ≤ 100m² = 150 000ariary/niveau

👉Conception plans 3D et 2D + devis estimatif ≥ 100m² = 200 000ariary/niveau

Koa aza misalasala mifandray aminay hanao ny Etudes ny tranonao amin'ny sarany mirary. 😊🙏

Isaoranay hatrany ireo matoky ny asa ataonay 🙏 Asa manaraka Villa basse moderne bientôt implantée à Amboanjobe Iavoloha ...
10/06/2026

Isaoranay hatrany ireo matoky ny asa ataonay 🙏
Asa manaraka Villa basse moderne bientôt implantée à Amboanjobe Iavoloha ☺️🙏
Aza misalasala mifandray aminay raha misy ny vina momba ny fanorenana tompoko ☺️🙏🙏

Contact: 0381188636
0345118626

Client satisfait 🙏Isaorana fona ny client mametraka ny asany aminay✨ DONNEZ VIE À VOS IDÉES AVANT LES TRAVAUX ! ✨🏠 Vous ...
04/06/2026

Client satisfait 🙏
Isaorana fona ny client mametraka ny asany aminay

✨ DONNEZ VIE À VOS IDÉES AVANT LES TRAVAUX ! ✨
🏠 Vous construisez, rénovez ou aménagez votre intérieur ?
Visualisez votre projet en 3D photoréaliste avant même de commencer les travaux !
✅ Salon moderne et élégant
✅ Cuisine sur mesure
✅ Chambre confortable et raffinée
✅ Bureau professionnel
✅ Choix des couleurs, matériaux et mobiliers

🎨 Grâce à nos rendus 3D haute qualité, prenez les bonnes décisions et évitez les mauvaises surprises.
📩 Contactez-nous dès maintenant pour transformer vos idées en images réalistes !
Votre projet mérite d'être vu avant d'être construit.


Contact : 038 11 886 36 ( watsapp )

Address

Tana

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Entreprise Gasy builder posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Want your business to be the top-listed Contractor?

Share