Canal+ ZONE Ankorondrano

Canal+ ZONE Ankorondrano Vente/Réabo/Réclamation/Actus CANAL+
Livraison et installation CANAL+
Service Après Vente.

0347226826
0344227734
0344927772
0343427713

30/09/2026

Bon, bon, bon... Vous n'allez plus crier sur nous ici 🤣
C'est le grand retour 🤩

➡️ SECRET STORY : SAISON 3
Dès le Samedi 17 Octobre
sur CANAL+ MAGIC

⚽🔥 Niady dia niady ny lalao teo amin’i 🇲🇬 Madagasikara sy 🇹🇿 Tanzanie ny hariva teo.🏆 Vokany, nisaraka ady sahala ny lal...
30/09/2026

⚽🔥 Niady dia niady ny lalao teo amin’i 🇲🇬 Madagasikara sy 🇹🇿 Tanzanie ny hariva teo.
🏆 Vokany, nisaraka ady sahala ny lalao taorian’ny baolina nampidirin’i NICOLAS.

📺 Aza misaraka amin’ny CANAL+ Madagascar hanarahanao hatrany ny tohin’ny QUALIFICATION CAN 2027 ✨🙌

💪 ALEFA BAREA ⚽

J-1📢 Araoty fa iray andro sisa dia hifarana ny tolotra PROMOTION BE eto amin’ny CANAL+!💰 50 000 Ar monja dia efa mijery ...
29/09/2026

J-1
📢 Araoty fa iray andro sisa dia hifarana ny tolotra PROMOTION BE eto amin’ny CANAL+!

💰 50 000 Ar monja dia efa mijery CANAL+ ianao ao an-trano 🏠📺
✨ Efa miaraka amin’ireo kojakoja rehetra + Abonnement ACCESS (décodeur HD, sahafa, fametahana maimaim-poana).

😲Tsy izay ihany
⚡ Ataovy haingana ny réabonnement dia mahazo Chaîne bonus betsaka be

❌ Efa kely sisa ny stock ato– aza tara! 🚀

📍Ankadifotsy rond point ankorondrano en fave OKLG BEAUTY
📍Super U Ambodivona
📍Carrefour Ankorondrano

📣✨ FARADOBOKA PROMOTION ety @ PDV Canal+ ZONE Ankorondrano an📅 QUALIFICATION CAN 2027 amin’ny Chaîne CANAL+ SPORT 2🇲🇬 La...
28/09/2026

📣✨ FARADOBOKA PROMOTION ety @ PDV Canal+ ZONE Ankorondrano an

📅 QUALIFICATION CAN 2027 amin’ny Chaîne CANAL+ SPORT 2

🇲🇬 Lalao izay andraisan’ireo ekipatsika anjara 🇲🇬 rahampitso talata 29 septembre @ 05 ora hariva ⚽️

🔄 Aza adino hatrany ny manao réabonnement 🙌 ety aminay⁉️

🎁 Rehefa manao réabonnement ianao dia mahazo 3️⃣0️⃣ andro BONUS chaînes maro be fanampiny🎉🔥

🌟 5️⃣0️⃣ 0️⃣0️⃣0️⃣ 𝐀r monja dia efa mahazo 𝐀𝐛𝐨𝐧𝐧𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭 𝐀𝐂𝐂𝐄𝐒𝐒 𝟏 𝐕𝐨𝐥𝐚𝐧𝐚 + 𝐃𝐞́𝐜𝐨𝐝𝐞𝐮𝐫 𝐇𝐃 + 𝐒𝐚𝐡𝐚𝐟𝐚 + 𝐅𝐚𝐦𝐞𝐭𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐢𝐦𝐚𝐢𝐦𝐩𝐨𝐚𝐧𝐚

🔴⚠️ EFA VITSY KELY NY STOCK⌛️⌛️

🤗 Tsy izay ihany, rehefa Tonga mapiditra 𝐂𝐀𝐍𝐀𝐋+ amin'ny iray amin'ireto PDV ireto ianao dia tsapao ny vitanao fa hisy FANOMEZANA 🎁 tsy manampaharoa ihany koa mety ho azonao 🥳🥳

❌ Tolotra manankery ny 28-29-30 septembre ❌

📍Ankadifotsy Rond Point Henri Fraise en face OKLG BEAUTY
📍Super U Ambodivona enceinte Tana Water Front
📍Carrefour Ankorondrano

✅ Aza taraiky Ary mihazakazaka 🏃🏻 ety :

📱034.42.220.04


⚽️ UEFA CHAMPION’S LEAGUEAraho ao amin’ny DSTV ENGLISH PLUS Chaîne SUPER SPORT amin’ny teny anglisy ireo lalao lehibe am...
26/09/2026

⚽️ UEFA CHAMPION’S LEAGUE

Araho ao amin’ny DSTV ENGLISH PLUS Chaîne SUPER SPORT amin’ny teny anglisy ireo lalao lehibe amin’ny CHAMPION’S LEAGUE

Saturday September 26th

- North Macedonia vs Switzerland at 18H45 GMT on Supersport Football (Channel 111)

- Slovenia vs Scotland at 18H45 GMT on Supersport Premier League (Channel 112)

- England vs Spain at 18H45 GMT on Supersport Premier League (Channel 112)

✨ Valin’ny lalao voalohany natrehin’i  BAREA an'i Madagasikara:🇳🇬 Nigeria 2 – 1 Madagasikara 🇲🇬📅 Aza adino ny fotoana an...
25/09/2026

✨ Valin’ny lalao voalohany natrehin’i BAREA an'i Madagasikara:
🇳🇬 Nigeria 2 – 1 Madagasikara 🇲🇬

📅 Aza adino ny fotoana antsika manaraka amin'ny talata 29 septambra izao

🇹🇿 Tanzanie VS Madagasikara 🇲🇬

📺CANAL+ SPORT 1 Chaîne 19 amin'ny 04 ora hariva

💪 TOHANO HATRANY NY ANTSIKA ALEFA BAREA! 🏆🔥

25/09/2026

… Eny, na dia teo aza ireo tranga teo @ firenena erintaona lasa zay… Tana Water Front

🌟 Tsy nanalavitra anareo akory izahay teto amin’ny Canal+ ZONE Ankorondrano fa dia « EO ANILANAO FOANA »

✨🌈 Ankadifotsy - Boutique vaovao be ndray no nentinay nandraisana anareo tamin’ity taona ity🤩

👉 Ndao nge nareo entinay anatin’ity oronantsary 🎥 ity hijery anazy e!

💥 Tsy adino ihany koa fa ho amafisintsika daholo ireo toerana hafa nahafantaranareo anay hatramin’izay miaraka amin’ireo ekipa 🧍🏻‍♀️🧍🏽‍♂️mahafatrapo 🫶🏻

✅ Super U Ambodivona
✅ Carrefour Ankorondrano



📢ALEFA BAREA! 🇲🇬🙂Fantaro an-tsary ireo mpilalao handrafitra ny Ekipam-pirenena hiaro ny lokon'i Madagasikara. 🇲🇬📺Araho m...
25/09/2026

📢ALEFA BAREA! 🇲🇬

🙂Fantaro an-tsary ireo mpilalao handrafitra ny Ekipam-pirenena hiaro ny lokon'i Madagasikara. 🇲🇬

📺Araho mivantana ao amin'ny Canal+ Sport 1 ANIO 25 septambra ny lalao hifandonan'i

🇳🇬NIZERIA sy 🇲🇬 MADAGASIKARA,

🕖 amin'ny 7 ora hariva !

🇲🇬Isika rehetra manohana ny BAREA !!!

⁉️ CHÔMÉ sa TSY CHÔMÉ lay rahampitso⁉️Hitatsika nandalo teto doly zany e😝📆 Rahampitso 25 septembre, ny PDV ny Canal+ ZON...
24/09/2026

⁉️ CHÔMÉ sa TSY CHÔMÉ lay rahampitso⁉️

Hitatsika nandalo teto doly zany e😝

📆 Rahampitso 25 septembre, ny PDV ny Canal+ ZONE Ankorondrano dia misokatra ho anareo mpanjifa😊

✨ Miandry anareo izahay e😉

⚽️🇲🇬 MADAGASCAR vs NIGERIA 🇳🇬⚽️

📍Ankadifotsy Rond point Henri Fraise en face OKLG BEAUTY
📍Super U Ambodivona enceinte Tana Water Front
📍Carrefour Ankorondrano

24/09/2026

📣📣 Fantatrareo ve oe aiza doly ny toerana misy ireo PDV ety amin’ny Canal+ ZONE Ankorondrano⁉️

🎥 Araho ao anatin’ity video fohy ity ny
✅« VALINY » ary e😉


Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 06:00 - 21:00
Tuesday 06:00 - 21:00
Wednesday 06:00 - 21:00
Thursday 06:00 - 21:00
Friday 06:00 - 21:00
Saturday 06:00 - 21:00
Sunday 09:00 - 17:00

Telephone

+261344927772

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Canal+ ZONE Ankorondrano posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share