Trano Immo

Trano Immo Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Trano Immo, Construction Company, Ampasapito, Antananarivo.

"✨Tiako alamina sy arindra ity tokontany ity, mba atao toerana fialan-tsasatra, na koa mba hiarahana mifety amin'ny fian...
13/03/2026

"✨Tiako alamina sy arindra ity tokontany ity, mba atao toerana fialan-tsasatra, na koa mba hiarahana mifety amin'ny fianakaviana fotsiny e"✨, hoy ilay ramatoa.

Ary dia toy izao hitantsika amin'ny sary izao ny fivoakany ✨

Izahay ato amin'i Trano Immo dia manampy anao hanantanteraka ny nofinofinao, satria mendrika anao izany.

✅ Conception des plans 2D et 3D
✅Études techniques et ingénierie
✅ Aménagement intérieur
✅ Aménagement extérieur
✅ Réalisation / Réhabilitation des bâtiments de tout usage

📍Manasa anao ary hiditra hafatra miafina avy hatrany raha mila fanazavàna fanampiny.

Hanatanteraka ny nofinofinao✨

Trano Immo
+261 34 25 355 74
[email protected]

Akory aby ragnandriaMitady trano ahofa ve ianao🏡? Sa maniry hanorina trano mihitsy🏗️?Izahay ato amin'i Trano Immo dia ma...
07/03/2026

Akory aby ragnandria
Mitady trano ahofa ve ianao🏡? Sa maniry hanorina trano mihitsy🏗️?

Izahay ato amin'i Trano Immo dia manampy anao hitady sy hahita ny trano mendrika anao✨, ary ihany koa manampy anao hanorina sy hanantanteraka ny nofinofinao✨.

Toy ity hitantsika eto amin'ny sary ity:
✅Trano ahofa🏡
✅Eo Ambalamanasa
✅Efa misy tamboho
✅Efa misy jiro sy rano ihany koa

Manasa anao hiditra hafatra miafina avy hatrany raha toa ka mila fanazavàna fanampiny tompoko.

Hanantanteraka ny nofinofinao.

Trano Immo
+261 34 25 355 74
[email protected]

Address

Ampasapito
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Trano Immo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share