Kinga Express Delivery

Kinga Express Delivery Service de livraison
MATIHANINA,Sur Kokoa
MITSIMBINA NY ASANAO
๐Ÿ˜„๐Ÿšฒ๐Ÿšฒ๐Ÿšฒ๐Ÿšฒ๐Ÿšฒโ˜๏ธ
๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌKINGA BY MADA

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ TRATRIN'NY FETY NY HASARAMANITRA! ๐ŸŽ‰Na dia fotoam-pety aza dia tsy mijanona ny Kinga Express. Vonona hatrany izahay ha...
26/06/2026

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ TRATRIN'NY FETY NY HASARAMANITRA! ๐ŸŽ‰
Na dia fotoam-pety aza dia tsy mijanona ny Kinga Express. Vonona hatrany izahay hanatitra ny entanao haingana, azo antoka ary am-pitandremana.
๐Ÿ“ฆ Taratasy ๐ŸŽ Fanomezana ๐Ÿ›๏ธ Entana isan-karazany
Avelao izahay hikarakara ny fanaterana, mba hahafahanao mankafy ny fety miaraka amin'ny havanao.
Kinga Express
"Ny entanao no andraikitray."
๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Mirary fety sambatra ho an'ny Malagasy rehetra! โค๏ธ๐Ÿค๐Ÿ’š

๐Ÿ“ฆ๐Ÿšด ๐—ž๐—œ๐—ก๐—š๐—” ๐—˜๐—ซ๐—ฃ๐—ฅ๐—˜๐—ฆ๐—ฆ ๐——๐—˜๐—Ÿ๐—œ๐—ฉ๐—˜๐—ฅ๐—ฌ ๐Ÿšด๐Ÿ“ฆNy fahombiazana dia miainga amin'ny fiomanana tsara. ๐Ÿ’ชEto ny ekipanay dia manomana sy mandam...
16/06/2026

๐Ÿ“ฆ๐Ÿšด ๐—ž๐—œ๐—ก๐—š๐—” ๐—˜๐—ซ๐—ฃ๐—ฅ๐—˜๐—ฆ๐—ฆ ๐——๐—˜๐—Ÿ๐—œ๐—ฉ๐—˜๐—ฅ๐—ฌ ๐Ÿšด๐Ÿ“ฆ
Ny fahombiazana dia miainga amin'ny fiomanana tsara. ๐Ÿ’ช
Eto ny ekipanay dia manomana sy mandamina ny entan'ny mpanjifa am-pitandremana alohan'ny hiaingan'ny livraison. Miaraka amin'ny bisikileta sy fahavononana, vonona izahay hanatitra ny entanao haingana sy am-pilaminana manerana an'Antananarivo. โœ…
๐Ÿค Fahatokisana โšก Hafainganam-pandeha ๐Ÿ’ฐ Vidiny mirary
๐Ÿ“ Bureau : Sabotsy Namehana ๐Ÿ“ฒ WhatsApp : 038 09 179 97
Kinga Express Delivery "Ny entanao no andraikitray." ๐Ÿ“ฆโœจ

๐Ÿ“ฆ๐Ÿ๏ธ๐Ÿšฒ ๐—ž๐—œ๐—ก๐—š๐—” ๐—˜๐—ซ๐—ฃ๐—ฅ๐—˜๐—ฆ๐—ฆ ๐——๐—˜๐—Ÿ๐—œ๐—ฉ๐—˜๐—ฅ๐—ฌ๐Ÿ”ธBureau โ›บ SabNam Vonona isan'andro ny ekipanay hitondra ny entanao am-pilaminana sy ara-potoa...
05/06/2026

๐Ÿ“ฆ๐Ÿ๏ธ๐Ÿšฒ ๐—ž๐—œ๐—ก๐—š๐—” ๐—˜๐—ซ๐—ฃ๐—ฅ๐—˜๐—ฆ๐—ฆ ๐——๐—˜๐—Ÿ๐—œ๐—ฉ๐—˜๐—ฅ๐—ฌ
๐Ÿ”ธBureau โ›บ SabNam
Vonona isan'andro ny ekipanay hitondra ny entanao am-pilaminana sy ara-potoana manerana an'Antananarivo. Na moto na bicyclette, miasa am-pahamatorana izahay mba hanomezana anao tolotra haingana sy azo antoka.
โœ… Livraison rapide
โœ… Vidiny mirary
โœ… Mpandefa azo itokisana
โœ… Fanaterana antontan-taratasy sy entana isan-karazany
๐Ÿ“ฒ WhatsApp / Antso : 038 09 179 97
Kinga Express "Ny entanao no andraikitray."

LIVREUR ENY AN-KIANJANy olona mahita azy mieritreritra hoe miato kely...๐Ÿ˜„Fa ny eritreriny efa any amin'ny livraison mana...
04/06/2026

LIVREUR ENY AN-KIANJA

Ny olona mahita azy mieritreritra hoe miato kely...๐Ÿ˜„
Fa ny eritreriny efa any amin'ny livraison manaraka!

๐—ž๐—œ๐—ก๐—š๐—” ๐—˜๐—ซ๐—ฃ๐—ฅ๐—˜๐—ฆ๐—ฆ ๐——๐—˜๐—Ÿ๐—œ๐—ฉ๐—˜๐—ฅ๐—ฌ(KED)

02/06/2026

๐—ž๐—œ๐—ก๐—š๐—” ๐—˜๐—ซ๐—ฃ๐—ฅ๐—˜๐—ฆ๐—ฆ ๐——๐—˜๐—Ÿ๐—œ๐—ฉ๐—˜๐—ฅ๐—ฌ
๐Ÿ“Zone desservie : Sabotsy Namehana, Antsofin'Ondry, Anosy Avaratra , Ankadikely, Ambotrarahaba.etc..
Restez au calme et laissez nos livreurs รฉlรฉgants assurer toutes vos livraisons partout ร  Antananarivo.
Fiabilitรฉ, Moindre coรปt. ๐Ÿ“ฆโœ…

WhatsApp โžก๏ธ 0380917997

29/05/2026

KELY NO NIANDOHANA FA HO LEHIBE NO HIAFARANA

Chez Kinga ๐—˜๐˜…๐—ฝ๐—ฟ๐—ฒ๐˜€๐˜€, il y a toujours un livreur disponible  pour rรฉpondre ร  vos besoins et gรฉrer toutes vos livraisons ๐Ÿ“ฆ๐Ÿ›ต...
21/05/2026

Chez Kinga ๐—˜๐˜…๐—ฝ๐—ฟ๐—ฒ๐˜€๐˜€, il y a toujours un livreur disponible pour rรฉpondre ร  vos besoins et gรฉrer toutes vos livraisons ๐Ÿ“ฆ๐Ÿ›ต

Partout ร  Tana, profitez dโ€™un service rapide, fiable et accessible ร  partir de 3000ar seulement.๐Ÿ“ฎโœ…

KINGA ๐„๐ฑ๐ฉ๐ซ๐ž๐ฌ๐ฌ โ€” ๐•๐จ๐ฌ ๐ฅ๐ข๐ฏ๐ซ๐š๐ข๐ฌ๐จ๐ง๐ฌ, ๐ง๐จ๐ญ๐ซ๐ž ๐ฉ๐ซ๐ข๐จ๐ซ๐ข๐ญ๐žฬ.

Kinga Express Delivery - Service de livraison et coursierMISOKATRA HO ANAO ISANANDRO Iza no mila service de livraison az...
11/05/2026

Kinga Express Delivery - Service de livraison et coursier
MISOKATRA HO ANAO ISANANDRO

Iza no mila service de livraison azo antoka?
Afaka miresaka tsara momban'ny frais de livraison oaaa fa tsy voatery hoee... ๐Ÿ˜‰
Cop-cop nareo !

A partir de 3000ar defa mandehaa

Venez nombreux avec Kinga Express
Toerana : SabNam
๐Ÿ“ž0380917997

๐Ÿ“ฆ BOOSTEZ VOTRE BUSINESS AVEC KINGA EXPRESSLe secret d'une vente rรฉussie ? Une livraison impeccable et pas chรจre.๐Ÿ’ฐ Livra...
04/05/2026

๐Ÿ“ฆ BOOSTEZ VOTRE BUSINESS AVEC KINGA EXPRESS

Le secret d'une vente rรฉussie ? Une livraison impeccable et pas chรจre.

๐Ÿ’ฐ Livraison ร  partir de 3000 Ar (Le meilleur prix du marchรฉ !)
๐ŸŽ Frais de ramassage : 0 Ar (Oui, on rรฉcupรจre vos colis gratuitement !)
๐Ÿ›ก๏ธ Service Assurรฉ : Un nombre de colis limitรฉ par jour pour garantir un soin total ร  chaque livraison.
Faites le choix de l'efficacitรฉ malagasy.

๐Ÿ“ Sabotsy Namehana et alentours.
๐Ÿ“ž Appelez-nous : 0380917997

Address

Sabotsy Namehana
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kinga Express Delivery posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category