T.C.N Un groupe de personnes qui fait toutes les phases, depuis les études jusqu'à la construction

Toy izao
15/11/2022

Toy izao

Mba fampisehoana kely fotsiny.Tamin'ny mbola niasa tany anaty orinasa tany izahay tamin'itony.  Orinasa Samy hafa no nan...
15/11/2022

Mba fampisehoana kely fotsiny.
Tamin'ny mbola niasa tany anaty orinasa tany izahay tamin'itony.
Orinasa Samy hafa no nanao azy,ary tsy nisy nidiranay mitsy ny vy teto fa ny maçonnerie ihany no mba anjaranay ka niandraketako tamin'izany

Fantatrao ve oe inona no ampiasaina io béton préfabriqué io?
12/11/2022

Fantatrao ve oe inona no ampiasaina io béton préfabriqué io?

03/11/2022

MAÎTRE D'OEUVRE # MAÎTRE D'OUVRAGE

01/11/2022

📣📣📣
Remarque fotsiny :

MATÉRIAUX # MATÉRIELS
🙏🙏🙏

Ity trano ity dia eny Ambatomirahavavy,niainga avy tamin'ny   avokoa ny hevitra rehetra,nisy ihany anefa ny modification...
30/10/2022

Ity trano ity dia eny Ambatomirahavavy,niainga avy tamin'ny avokoa ny hevitra rehetra,nisy ihany anefa ny modification eny ampandehanana,arak'izay tian'ny tompony.Loko sisa no endrasina.
Izahay dia manao ny asa rehetra mikasika ny taotrano,manomboka @ fanaovana plan,mandrapavita azy
034 93 746 78. 038 26 767 53

Prefa foana hatrany.
27/10/2022

Prefa foana hatrany.

Ahoana ny eritreritrao ary oe,ny poteau rehetra dia prefa dol,implanté mialoha,@ hahavony zay ef vita calcul avokoa.  "N...
26/10/2022

Ahoana ny eritreritrao ary oe,ny poteau rehetra dia prefa dol,implanté mialoha,@ hahavony zay ef vita calcul avokoa.
"Ny hevitra rehetra dia avy amin'ny technicien zvokoa"

Coulage de dalle pleine en béton armé
07/10/2022

Coulage de dalle pleine en béton armé

Contactez-Nous!N'hézitez pas 😁
05/10/2022

Contactez-Nous!
N'hézitez pas 😁

04/10/2022
Fizarana kely fotsiny ô!  Chantier iarahan'ny   sy   miasa ity.Aza misalasala miantso ny 034 93 746 78 na ny 032 90 401 ...
04/10/2022

Fizarana kely fotsiny ô!
Chantier iarahan'ny sy miasa ity.
Aza misalasala miantso ny 034 93 746 78 na ny 032 90 401 68 ra misy ny tianao hatao mikasika ny fanorenana trano.Manao plan-étude- devis izahay.
Mba tiavo(asio j'aime),ary zarao mba ho hitan'ny hafa e🙏🙏🙏

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261329040168

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when T.C.N posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to T.C.N:

Share