I-CoWork

I-CoWork Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from I-CoWork, Contractor, Anjomakely.

✨ Bienvenue chez i-CoWork

💼 Espace de travail & Zone Wi-Fi

💻 Wi-Fi haut débit
💻 Ordi à disposition
🔌 Prises disponibles
🪑 Espace confortable

🤝 Idéal pour freelances, étudiants & entrepreneurs

📍 Lieu : Anjomakely Ivato
📞 Contact : 034 85 125 13

⏰🔥 Eh ianao sisa no andrasana !🚨 EFA AO NY ZAVA-DREHETRA ! 🚨💰 Efa io ny tarif📍 Efa io ny toerana❌ Tsy misy excuse intson...
20/01/2026

⏰🔥 Eh ianao sisa no andrasana !

🚨 EFA AO NY ZAVA-DREHETRA ! 🚨

💰 Efa io ny tarif
📍 Efa io ny toerana

❌ Tsy misy excuse intsony
❓ Ka inona ary no andrasanao ?

👉 Ato amin’i I-Cowork ny fotoana izao !

✔️ Toerana iasana matihanina
✔️ Internet haingana sy azo antoka
✔️ Toerana mangina, milamina, tena calme
✔️ Vidiny MIRARY — eny, TENA MIRARY !

📩 Tongava dieny izao na ataovy avy hatrany ny réservation

🔥 Izay tonga aloha no mahazo toerana !

🌐 NOS TARIFS – i-CoWork 💻✨Besoin d’une connexion fiable ou d’un espace calme pour travailler ?i-CoWork vous propose des ...
17/01/2026

🌐 NOS TARIFS – i-CoWork 💻✨

Besoin d’une connexion fiable ou d’un espace calme pour travailler ?
i-CoWork vous propose des solutions flexibles et accessibles :

🔹 WiFi Zone
💰 1 000 Ariary / heure

🔹 Cyber Café
💰 2 000 Ariary / heure

🔹 Espace Co-Working
🕒 Demi-journée : 10 000 Ariary / personne
🕘 Journée : 15 000 Ariary / personne
📅 Abonnement mensuel : 340 000 Ariary / personne

📍 FJKM Anjomakely Fihavaozana Ivato
📞 034 85 125 13

👉 Travailler, étudier, se connecter… tout en confort chez i-CoWork !

N’hésitez pas à nous contacter ou à passer nous voir 😊

🔴🔥 VAOVAO BE!!! 🔥🔴🚀 Mitady toerana hiasana 📚, hianarana 🤓, na hifandraisana amin’ny internet 📶 ve ianao?🙅 Aza mandeha al...
06/01/2026

🔴🔥 VAOVAO BE!!! 🔥🔴

🚀 Mitady toerana hiasana 📚, hianarana 🤓, na hifandraisana amin’ny internet 📶 ve ianao?

🙅 Aza mandeha alavitra 🤗
💁 Tonga soa eto amin’ny i-CoWork!!! 😎🎉

🔎 Hitanao ao ny:
✨ WIFI ZONE – internet rapide & stable (streaming ✔️)
🖥️ CYBER CAFÉ – PC haingana sy service en ligne ✔️
👩‍💻 ESPACE CO-WORKING – toerana milamina sy productive ho an’ny mpianatra 🎓, freelancers 💼, entrepreneurs 🚀

📍 Enceinte FJKM Anjomakely Fihavaozana Ivato
📞 Contact : 034 85 125 13
🚀 i-CoWork — Plus qu'un bureau, une communauté

✨ Mora vidy • Milamina • Azo itokisana ✨

📢 Tongava ary! Ento ny namana! 🤝❤️

👀 Fantatrao ve hoe inona ilay i-CoWork ?❌ Tsy café aloha an ☕😉❌ Tsy birao mankaleo (tena tsia)❌ Tsy cyber taloha be✅ Toe...
17/12/2025

👀 Fantatrao ve hoe inona ilay i-CoWork ?

❌ Tsy café aloha an ☕😉
❌ Tsy birao mankaleo (tena tsia)
❌ Tsy cyber taloha be
✅ Toerana coworking VAOVAO BE 😎

✨ Ho an’izay :
🎓 Mpianatra mitady toerana calme
💻 Freelancers mitady Wi-Fi 🚀
🚀 Entrepreneurs
🏡 Télétravail nefa tsy te ho irery

⏳ Coming soooon… 👀🔥

💻 Wi-Fi rapide ⚡
🔌 Prise partout (ENY, partout 😅)
🖥️ Fitaovana ilaina hiasana

👉 Aza miala lavitra eee !
👉 Araho ny pagen-tsika
👉 Tagger-o ilay namana mila toerana hiasana ireny 😂
👉 Aza adino ny mizara 😉

📍 Toerana : Anjomakely Ivato
📞 Contact : 034 85 125 13

🚀 i-CoWork — Plus qu’un bureau, une communauté

😎🔥

Address

Anjomakely

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 12:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when I-CoWork posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category