Vente Tôle et PANNE C Galvanisé

Vente Tôle et PANNE C Galvanisé 📞📞:038 37 581 33. VENTE DE MATÉRIAUX DE CONSTRUCTION
⏭️TOLE : GALVABAC, ONDULÉE, TUILE
⏭️ PANNE C GALVANISÉ
⏭️ CARRELAGE SOL ET MURAL

📞📞:038 37 581 33.Salama Tompoko 🤝🤝.izahay dia vonona ny Hanome Ny tsara atrany ho anareo mpanjifa .Ny : Tole Galvabac Mi...
30/06/2026

📞📞:038 37 581 33.
Salama Tompoko 🤝🤝.
izahay dia vonona ny Hanome Ny tsara atrany ho anareo mpanjifa .
Ny :
Tole Galvabac Miloko
Tole Galvabac tsy Miloko
Tole Ondulée Miloko
Tole Ondulée tsy Miloko
Tuile aminy endriny
Romaine,Siam,Carré.

Loko maro azonao hisafidianana 🔴🟢🔵🟣🟤⚫⚪
Ateviny : 0, 20 ~~0,60 mm (Azo atoka tsara)

Misy ihany koa ny :
Tole Transparent aminy endriny
✅ Galvabac sy Ondulée

Misy ihany koa ny :

✅Panne C Galvanisé mafy sy Matanjaka
100/40/2/1,5
100/50/2/1,5
100/40/2/2
80/40/15

Ny 🚛🚛 Livraison gratuite Raha ento Antananarivo.

Koa aza misalasala Ary miatso na manatona mivatana ety :
Ambohimahitsy Arrêt bus Sary Masina

Mankasitraka Tompoko 🙏🙏



Address

Ambohimahitsy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vente Tôle et PANNE C Galvanisé posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share